Menalamba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Execution of Rainandriamampandry and Ratsimamanga, Madagascar, 1896 (impa-m2856).jpg|vignette|338x338px|Fitifirana an-Rainandriamampandry sy Ratsimamanga tamin'ny taona 1896.]]
Ny '''[[Menalamba]]''' dia fikambanana politikapôlitika nanatanteraka fikomiana tao [[Imerina-Ambaniandro|Imerina]] ka nanohitra ny fidiran' ny Frantsay teto Madagasikara sady nanenjika ny [[ProtestantismaPrôtestantisma eto Madagasikara|ProtestantaPrôtestanta]] merina koa. Atao hoe ''Menalamba'' koa ireo malagasy nikambana tao. Tamin' ny taona 1895 no nanombohan' ny fikomiana, taorian' ny nahazoan' ny Frantsay an' Antananarivo. Nenjehin' ny tafika frantsay notarihin' ny jeneraly [[Gallieni (jeneraly)|Gallieni]] izany fikomiana izany ka nifarana tamin' ny taona 1897 niaraka tamin' ny faharavan' ny Fanjakana merinaMerina sy ny fanombohan' ny fanjanahana an' i Madagasikara.
 
== Jereo koa: ==