Epistily fahatelo nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Ny anaran' ny boky ==
''Τρίτη Επιστολή Ιωάννη'' / ''Tritê Epistolê Iôannê'' no anaran' io epistily io amin' ny teny grika fa ''Epistula III Ioannis'' kosa amin' ny teny latina.
 
== Fanoratana ==
 
=== Ny mpanoratra ===
Ny [[Lovantsofina|lovantsofin]]' ny Fiangonana dia manao ny epistily telo mitondra ny anaran' i Joany (na Jaona) ho nosoratan' i [[Joany evanjelista|Joany Evanjelista]]. Ankehitriny anefa dia maro ny ady hevitra ny amin' ny fahamarinan' izany lovantsofina izany. Misy ny manampahaizana izay milaza fa ny [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|Epistily faharoa]] sy ny Epistily fahatelo amin' ny anaran' i Joany dia soratr' olona izay mety ho ilay "Loholona"<ref><small>Voambolana: "loholona" ny ao amin'ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]].</small></ref> na "Antidahy"<ref><small>Voambolana: "Antidahy" ny ao amin'ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]].</small></ref>, atao hoe Joany (na Jaona) koa, resahina ao amin' ny Epistily faharoa (2Joa. 1.1) sy ao amin' ny Epistily fahatelo (3Joa. 1.1). Ny ankamaroan' ny mpikaroka dia mihevitra fa ilay [[Joany Antidahy]] no nanoratra ireo epistily telo ireo sy ny [[Evanjelin'i Joany|Evanjelin' i Joany]].
 
=== Ny anoratana ===
Ny Epistily fahatelon' i Joany, izay tsy ahitana afa-tsy andininy 15, dia nosoratana ho an' olona atao hoe Gaio (2Joa. 1.1), izay mety ho Kristiana filamatra tao amin' ny Fiangonana.
 
== Famintinana ==
Ny antony nanoratana ny taratasy dia ny fitondran-tenan' ny Kristiana iray atao hoe DiotrefaDiôtrefa (3Joa. 1.9) izay tsy nety nanaiky ny fahefan' ny "Loholona" na ny "Antidahy" izay nampanantena ny hikarakara manokana an' i DiotrefaDiôtrefa (3Joa. 1.10). Midera an' i Gaio ny mpanoratra (3Joa. 1.3-7) sy mamporisika azy hanohy ny fandraisam-bahiny ary hiasa ho an' ny Fahamarinana (3Joa. 1.8).
 
== Ny lahatsoratra ==
Andalana faha-46:
== Jereo koa ==
 
* [[Epistily katolika|Epistily katôlika]]
 
* [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Epistily nosoratan' i Jakoba]]
 
* [[Epistily voalohany nosoratan'i Petera|Epistily voalohany nosoratan' i Petera]]
 
* [[Epistily faharoa nosoratan'i Petera|Epistily faharoa nosoratan' i Petera]]
*[[Epistily voalohany nosoratan'i Joany|Epistily voalohany nosoratan' i Joany]]
*[[Epistily faharoa nosoratan'i Joany|Epistily faharoa nosoratan' i Joany]]
*[[Epistily fahatelo nosoratan'i Joany|Epistily fahatelo nosoratan' i Joany]]
* [[Epistily nosoratan'i Joda|Epistily nosoratan' i Joda]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==