Aleksandria: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
{{coord|31.201760|29.915820}}
[[Sary:AlexStanleyBridgeEgypt, Alexandria on the Mediterranean Sea.jpg|vignette|466x466px|Tetezana ao Aleksandria]]
I '''Aleksandria''' dia tanàna ao [[Egipta]]. Tamin'ny taona 2010 dia nisy mponina miisa 4 300 000 tao. I [[Aleksandra Lehibe]] no nanorina azy tamin'ny taona 3231 tal. J.K. Tamin'ny [[Andro Taloha]] dia renivohi-pirenena izy, sady ivon'ny raharaham-barotra (seranan-tsambon'i Egipta) sady iray amin'ireo ivon'ny kolontsaina helenistika tao amin'ny [[Ranomasina Mediteranea]] noho ny fisian'ny trano fitehirizam-boky nisy tao aminy sady nampalaza azy. Atao hoe Ἀλεξάνδρεια / ''Alexándreia'' izy amin'ny [[teny grika]] fa الإسكندرية / A''l-ʾIskandariyya'' kosa amin'ny [[teny arabo]]. Amin'ny teny arabo egiptiana izy dia atao hoe اسكندرية‎ / ''Eskendereyya.'' Ankehitriny dia izy no tanàna faharoa lehibe indrindra ao Egipta aorian'i [[Kairo]].