Mpamari-toetra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''mpamari-toetra''' dia teny ([[sokajin-teny]]) ampiraisina amin' ny [[anarana]] na atao [[entimilaza]] mba hanambaràna ny toetran' ny zavatra tondroina amin' ilay anarana (olona, biby, zavatra sns) na ny toetran' ny zavatra tondroina amin' ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]]. Zana-tsokajin' ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] ny mpamari-toetra. Ao amin' ny [[fehezanteny]] iray dia afaka misahana ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]]<nowiki/>n' ny entimilaza ny mpamari-toetra ka mety mila [[Andry (fitsipiteny)|andry]] mpanakambana izany na tsia arakaraka ny [[fiteny]].
 
Afaka ialohavana na arakarahin-teny (na andian-teny) mameno azy ny mpamari-toetra ka ahazoana ny atao hoe "tarika mpamari-toetra", ary ireo teny manenomameno azy ireo no atao hoe "famenon' ny mpamari-toetra".
 
== Jereo koa: ==