Lakandranon' i Suez: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Lakandranon'i Suez ho Lakandranon' i Suez i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:SuezCanal-EO.JPG|ankavanana|thumb|Ny lakandranonLakandranon' i Suez hita avy amin' ny zanabolana]]
 
Ny '''lakandranonLakandranon' i Suez''' dia lakandrano any [[Ejipta]], eo anelanelan' ny [[Ranomasina Mena]] sy ny [[Ranomasina Mediteranea]]. 190,25 km ny halavany, 280- hatramin' ny 345 m ny ampohinysakany, ary 22,50 m ny halaliny. Miampita ny isman[[Andilan-tanin' i Suez]] izy, avy any [[Port-Saïd]] eo amin' ny Ranomasina Mediteranea, hatrany amin' ny tanànan'ny i [[Suez]] eo amin' ny Ranomasina Mena. Ahafahan' ireo ranomasina roa ireo mifandray izany.
 
Nanomboka tamin' ny [[1859]] ilay tetikasa fangadiana azy, ary tapitra tamin' ny [[1869]] izany. Ny diplômata sy injeniera frantsay [[Ferdinand de Lesseps]] no nitondra ilay tetikasa. Io lakandrano io dia ahafahan' ny sambo avy ao [[EoropaEorôpa]] makany [[India]] tsy mila mandalo any [[Afrika Atsimo]] eo amin' ny Cap de Bonne Esperance. Talohan' ny fanokafana ilay lakandrano tamin' ny [[1869]], ny entana dia tsy maintsy entina an-tanety eo anelanelan' ny [[Ranomasina Mediteranea]] sy ny [[Ranomasina Mena]].
 
Noho ny fahombiazany, izay nampitombo isa ny sambo mandalo ao, ny lakandranonLakandranon' i Suez dia fidiram-bola fahatelo any [[Ejipta]]. Raha sanatria misy zavatra manentsina ilay lakandrano, ny vola very amin' izany dia misy 7 tapitrisa dolara isan' andro.
 
Ny tompon' io lakandrano io dia ny [[Suez Canal Authority]], tompon' andraikitry ny fikarakarana azy.