Ranomasin' i Nôrvezy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Ranomasina any Eorôpa
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Carte de la mer de Norvège.png|vignette|343x343px|Sarin-tany maneho ny Ranomasin' i Nôrvezy (amin' ny teny frantsay)]]
[[Sary:Europäisches Nordmeer mit Grenzen.png|vignette|Io vafaritra amin' ny tsipika mena io ny Ranomasin' i Nôrvezy]]
Ny '''Ranomasin' i Nôrvezy''' dia ranomasina ao amin’ ny [[Ranomasimbe Atlantika]] izay manamorona indrindra ny [[Saikanosy Skandinaviana]] ao atsinana sy ny tapany avaratra-atsinanan’ i [[Islandy]] ao andrefana.

Atao hoe ''Norskehavet'' izy amin' ny [[Fiteny nôrveziana|teny nôrveziana]], ''Noregshaf'' amin' ny [[Fiteny islandika|teny islandika]], ''Norskahavið'' amin' ny [[Fiteny faroeana|teny faroeana]], ''Norwegian Sea'' amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] ary ''Mer de Norvège'' amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]].

Tamin’ ny taona, ny Fanambaràn’Fanambaràna itao Ilulissat (izay nosoniavin’ ny firenena dimy amin’ ny faritra manodidina ny [[tendrontany avaratra]] ( [[Danmarka]], [[Nôrvezy]], [[Rosia]], [[Etazonia]] ary [[Kanada]]) dia mamaritra ny [[Faribolan-tendrontany avaratra]] ho fetra farany atsimo amin’ ny [[Ranomasimbe Arktika]], ka izany dia mahatonga ny Ranomasina Arktika ho toy ny ampahan’ ny Ranomasin’ i Nôrvezy ao amin’ ny Ranomasimbe Atlantika. Any [[Frantsa]], ny ''Conseil National de l'Information Géographique'' ("Filankevi-Pirenena momba ny Fanomezam-baovao ara-Jeôgrafia") dia niverina nandray ny fanasokajiana ny erana an-dranomasina izay nosafidin’ ny Fikambanana momba ny Rano Iraisam-pirenena ([[Fiteny frantsay|frantsay]]: ''Organisation Hydrographique Internationale'').
 
Faritra misy [[horohoron-tany]] ambany vaika nefa maro ny Ranomasin’ i Nôrvezy. Ambony dia ambony ny mety hitrangan’ ny loza vokatry ny horohoron-tany amin’ ny faritra manamorona ny morontsiraka nôrveziana, ao amin’ ny faritra izay efa nahitana firodanan’ ny fanambanin’ ny ranomasina, isan’ izany ny an’ i ''Storegga''' izay heverina ho ny fikorisan-tany lehibe indrindra fantatra any [[Eorôpa]]. Niteraka [[tsonamy]] goavambe izany izay niely anjato kilômetatra izany. Ny jeôlôga dia mihevitra fa raha hitranga ny zavatra toy izany, na dia kely fotsiny aza, dia ho loza ny hanjo ireo zavatra maro naorina eny an-dranomasina ho enti-mitrandraka ny [[solitany]] sy ny [[etona voajanahary]]. Ahitana [[afotroa]] mandefa fotaka izay mamorona tendombohitra ambany ranomasina ny ao amin’ ny faritra lalina dia lalina avaratra-afovoan’ ny Ranomasin’ i Nôrvezy.