Empira Masina Rômana Jermanika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Empira Jermanika Masina ho Empira Masina Rômana Jermanika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:HRR.gif|335px|right]]
 
Ny '''Empira Jermanika Masina Rômana Jermanika''' na '''Empira RômanaJermanika Masina''' na '''FirenenaEmpira JermanikaRômana Masina''' na '''Empira Masina RômanaFirenena Jermanika''' (''Heiliges Römisches Reich Deutscher Nation'' amin' ny [[teny alemàna]], ''Sacrum Romanorum Imperium Nationis Germanicæ'' amin' ny [[teny latina]]) dia firaisana ara-pôlitika ny tany ny [[Eorôpa Andrefana]] sy [[Eorôpa Afovoany|Afovoany]] tamin' ny [[Andro Antenatenany]], ary entin' ny mpitondra rômana jermanika.
 
Ny Empira Masina Rômana Jermanika dia naorin' i Othon I Lehibe tamin' ny taona 962 sy noravan' i Napoléon I tamin' ny taona 1806. Indraindray izy dia atao hoe ''Reich'' voalohany. Nitondra izany anarana izany io [[empira]] io nanomboka amin' ny taonjato faha-15. Vokatry ny ezaka maro hamerenana indray ny [[Empira Rômana Andrefana]] (izay nosoloan' ny fanjakana maro mahaleo tena) ny famoronana ny Empira Masina Rômana Jermanika. Na dia niovaova ny anarany sy ny sisin-taniny nandritra ny taonjato maro dia nifanandrindrify amin' ny an' ireo fanjakana alemàna izany.