Empira Masina Rômana Jermanika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:HRR.gif|335px|right]]
 
Ny '''Empira Jermanika Masina''' na '''Empira RomanaRômana Masina''' na '''Firenena Jermanika''' na '''Empira Masina Rômana Jermanika''' (''Heiliges Römisches Reich Deutscher Nation'' amin' ny [[teny alemàna]], ''Sacrum Romanorum Imperium Nationis Germanicæ'' amin' ny [[teny latina]]) dia firaisana ara-politikapôlitika ny tany ny [[EoropaEorôpa Andrefana]] sy [[Eorôpa Afovoany|Afovoany]] tamin' ny [[Andro AntenantenanyAntenatenany]], ary entin' ny mpitondra romanarômana jermanika.
 
Ny Empira Masina Rômana Jermanika dia naorin' i Othon I Lehibe tamin' ny taona 962 sy noravan' i Napoléon I tamin' ny taona 1806 . Indraindray izy dia atao hoe ''Reich'' voalohany. Nitondra izany anarana izany io [[empira]] io nanomboka amin' ny taonjato faha-15. Vokatry ny ezaka maro hamerenana indray ny [[Empira Rômana AdrefanaAndrefana]] (izay nosoloan' ny fanjakana maro mahaleo tena) ny famoronana ny Empira Masina Rômana Jermanika. Na dia niovaova ny anarany sy ny sisintaninysisin-taniny nandritra ny taonjato maro dia nifanandrindrify amin' ny an' ireo Fanjakanafanjakana alemàna izany.
 
Amban' ny dinastia otonianinaôtônianina tamin' ny taonjato faha-10 ny Empira no nanomboka nisy, avy amin' ny [[Fransia Atsinanana]] KarolinjianinaKarôlinjianina. Ilay fitenenana hoe ''Sacrum imperium'' dia nisy tamin' ny taona [[1184]], ary niasa foana tamin' ny [[1254]]. Ilay fanampiny ''Deutscher Nation'' (''Nationis Germanicæ'' amin' ny teny latina) nipetrakadia nipetaka tamin' ny taonjato faha-15. Ny fivelaran' ny faritanintanin' ny Empira Masina dia niovaova foana tamin' ny taonjato manaraka, tamin' izay no nivelatra indrindra, ilay empira nivelatra amin'ny Eoropai Eorôpa Afovoany sy faritramin' i [[EoropaEorôpa Atsimo]].
 
== Jereo koa ==