Slôvakia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
 
[[sary:Flag of Slovakia.svg|thumb|Sainan' i Silôvakia|272x272px]]
[[sary:EU-Slovakia.svg|thumb|200px|Saritanin' i Silôvakia ao Eorôpa]]
 
I '''Slôvakia''' firenena ao [[Eorôpa]]. Ny renivohiny dia i [[Bratislava]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 49 035 km2 ny velarantaninyvelaran-taniny ary miisa 5 410 836 ny isa-mponinymponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2012. Ny faritr' ora dia +1.
I '''Slôvakia''' firenena ao [[Eorôpa]].
 
Ny renivohiny dia i [[Bratislava]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 49 035 km2 ny velarantaniny ary miisa 5 410 836 ny isa-mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2012. Ny faritr' ora dia +1.
I Slôvakia dia eo anelanelan’ i Hôngria sy i Pôlônia. Mizara sisin-tany amin’ ny [[Repoblika Tseka]], izay nitambatra taminy tao amin’ i [[Tsekôslôvakia]] hatramin’ ny taona 1993, koa izy, Firenena be tendrombohitra izy, ary saika ny antsasaky ny taniny no rakotra ala.
 
Nanomboka tamin’ ny fivakisan’ i Tsekôslôvakia dia nanatanteraka fanavaozana ara-toekarena lehibe i Slôvakia, nefa milanto kokoa noho ny an’ i Tsekia izany. Kely kokoa ny fampiasam-bola vahiny ao aminy ary nampandroso ny tekarenanany araka ny an’ ireo firenena ao amin’ ny [[Vondrona Eorôpeana]] izy.
 
Ny [[Hongariana (vahoaka)|Hongariana]] no nanjakazaka tamin’ ny faritra misy an’ i Slôvakia, ka hatramin’ ny taona 1918 dia lasa faritra ao amin’ ny [[Empira Aostrô-Hongariana]], nentin’ ny Habsborga, izy. Taorian’ ny [[Ady Lehibe Voalohany]] dia rava ny Empira Aostrô-Hôngariana. Nitambatra ny [[Tseka (vahoaka)|Tseka]] sy ny [[Slôvaka (vahoaka)|Slôvaka]] ka namorona fanjakana mahaleo tena antsoina hoe [[Repoblikan' i Tsekôslôvakia]], nefa niharatsy haingana ny fifandraisan’ izy ireo: nanohitra ny hanaovana ny [[fiteny tseky]] ho fiteny manan-tombony sy nanohitra ny handraisan’ ny Tseka andraikitra be kokoa ao amin’ ny fitondram-panjakana ny Slôvaka. Tamin’ ny taona 1939 dia nanao fifidianana ny Slôvaka ka nandany ny hahazoany fahaleovan-tena sady nisafidy ny fananganana fitondrana [[Fasisma|fasista]], nefa nanafika an’ ity firenena ity ny [[Alemaina|Alemana]]. Taorian’ ny ady dia niorina indray i Tsekôslôvakia ka niova ho firenena demôkratika enti-bahoaka notarihin’ ny fitondram-panjakana kômonista naka tahaka ny Firaisana Sôvietika. Tamin’ ny taona 1968 dia nanafay ny Lohataonan’ i Prague, izay andrana fampanjakana ny demôkrasia tao amin’ io firenena io, ny tafika ao amin’ ny Dinan’ i Varsovia izay tafika miara-dia amin’ ny Frasana Sôvietika. Taorian’ ny nahazoan’ i [[Mikhaïl Gorbatchev]] ny fahefana, izay nanatanteraka fanavaozana, dia nizotra moramora tamim-pilaminana mankany amin’ ny fitodrana [[Demôkrasia|demôkratika]] i Tsekôslôvakia:  izany no atao hoe "Fiovam-penitra malabolambo" (frantsay « ''Révolution de velours'' »). Ilay mpanoratra [[Václav Havel]] no lasa filoham-pirenena tamin’ ny taona1989. Tamin’ ny 1 Janoary 1993 anefa dia nivaky i Tsekôslôvakia ka teraka ny [[Repoblika Tseky]] sy i Slôvakia. Tamin’ ny taona 2004 no niditra ho mpikambana ao amin’ ny [[Vondrona Eorôpeana]] i Slôvakia.
 
== Jereo koa ==