Romania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
 
Andalana faha-1:
 
[[sary:Flag of Romania.svg|thumb|Sainan' i Romania|290x290px]]
[[sary:EU-Romania.svg|thumb|200px|SaritaninSarin-tany maneho an 'i Romania ao Eorôpa]]
 
I '''Romania''' dia firenena ao [[Eorôpa Atsinanana]], manana morontsiraka kely ao amin’ ny [[Ranomasina Mainty]]. Ny renivohiny dia i [[Bucharest]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 238 391 km<sup>2</sup> ny velaran-taniny ary miisa 20 121 641 ny mponina ao aminy. Ny faritr' ora dia +2.
I '''Romania''' dia firenena ao [[Eoropa]].
 
Ny renivohiny dia [[Bucharest]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. {{formatnum:238,391}} ny velarantaniny ary
Maneinerina eo amin’ ny vohon-tanin’ i Romania, izay ahitana [[tendrombohitra]] sy [[havoana]] ary [[tany lemaka]], ny Tangoron-mbohitra Karpatiana. Rakotra ala ny 30 %n’ ny velaran-tanin’ i Romania. I Danuba no ony lehibe indrindra any, izay manasaraka an’ i Romania amin' i [[Bolgaria]] ao atsimo. Maro isan-karazany ny biby any: ao amin’ ireo tendrombohitra Karpatiana no ahitana ny [[lambo]], ny [[lopa]], ny [[linksa]], ny [[amboahaolo]], ny ropikapra, ny [[orsa]]; ao amin’ ny vinanihefak’ i Danuba dia ahitana ny trondro estorjiona, ny [[amalona]], ny vorona mpifindra monina ary ny [[gisandrano]]<nowiki/>n’ i Eorôpa.
{{formatnum:20,121,641}} ny isam-poniny. Ny faritr'ora dia +2.
 
Ny 90 %n’ ny mponina ao Romania dia [[Romaniana (vahoaka)|Romaniana]]. Ny [[Hongariana (vahoaka)|Hongariana]] sy ny [[Rôma (vahoaka)|Rôma]] ary ny [[Alemàna (vahoaka)|Alemàna]] no vahoaka vitsy anisa ao. Ny ankamaroan’ ny mponina dia [[Kristianisma|Kristiana]], ka ny [[Kristianisma ôrtôdôksa|Kristiana ôrtôdôksa]] no maro anisa; ny fivavahana hafa misy ao koa dia ny [[jodaisma]] sy ny [[silamo]].
 
Mifototra amin’ ny [[taozava-baventy]] ny toekaren’ i Romania, izay naka tahaka ny toekaren’ ny [[Firaisana Sôvietika]]: vokarina any ny [[solitany]], ny fanamboarana mekanika, ny [[simia]], ny fitrandrahana sy fanefena [[metaly]] (indrindra ny [[vy]] sy ny [[vy anidina]] ary ny [[tsỳ]]).
 
Tao amin’ ny vondrom-pirenena tatsinanana izay notarihn' ny Firaisana Sôvietika i Romania, izay nahita fiovana endri-pitondrana tampoka tamin’ ny taona 1989. Nanomboka tamin’ io taona io dia nandalo tetezamita mankany amin’ ny [[toekaren-tsena]] i Romania. Niditra ho mpikambana ao amin’ ny [[Vondrona Eorôpeana]] izy tamin’ ny taona 2007.
 
== Jereo koa ==