Repoblikan' i Kipra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Cyprus.svg|vignette|330x330px|Sainan' i Kipra]]
[[Sary:Carte de Chypre.png|vignette|363x363px307x307px|Sarin-tanin' i Kipra]]
Ny '''Repoblikan' i Kipra''' na '''Repoblikan' i Sipra''' dia [[firenena]] mpikambana amin' ny [[Vondrona Eoropeanina|Vondrona Eorôpeanina]], arỳao antsinananan'amin ny [[Ranomasina Mediteranea]].ilany Taminatsinanan' ny taona [[1974Ranomasina Mediteranea]], nyery tapany avaratran' ilay nosy eo ivelan'ampitan’ ny tsipika maitso, lasan'morontsirak’ i [[Torkia]] sy ataony hoe azy. Lasa repoblika hafa io amin' ny anarana hoe ''Repoblika Torkan' i Kipra Avaratra''. Niditra tao anatin' ny faritra [[EuroSiria]] i Kipra tamin' ny [[1 Janoary]]ary [[2008Libàna]].
 
Miompana amin’ ireo sehatr’ asa momba ny [[fizahàn-tany]] ny toekaren’ i Kipra.
 
Ny nosy Kipra dia ao amin’ ny toerana stratejika ao amn’ ny [[Ranomasina Mediteranea]] ka izany no mahatonga azy nisy mpanani-bohitra sy mpanjana-tany nandritra ny tantarany. Anisan’ ireo nanao izany tamin’ ny [[Andro Taloha]] ny [[Asiria|Asiriana]], ny [[Ejipta tamin' ny Andro Taloha|Ejipsiana]], ny [[Persia|Persiana]] ary ny [[Rôma Taloha|Rômana]]. Tamin’ ny [[Andro Antenatenany]] dia mbola nitohy izany toe-javatra izany, ka ny [[Angletera|Anglisy]] sy ny [[Frantsa|Frantsay]] sy ny [[Italia|Italiana]] ary ny [[Torkia|Torka]] tamin’ ny [[Empira Ôtômana]] no nifehy an’ i Kipra. Tamin’ ny taona 1923 dia lasa zanatany tao amin’ ny [[Empira Britanika]] i Kipra. Nahazo ny fahaleovan-tenany anefa izy tamin’ ny taona 1960 sady nikambana ao amin’ ny ''[[Commonwealth]]''. Vantany vao nanomboka ireo taona 1960 dia nisy ny disadisa teo amin’ i Kipriôta grika sy ny Kipriôta torka, noho izany dia nizara roa ilay firenena tamin’ ny taona 1974: dia ny Repoblikan' i Kipra ao atsimo sy ny Fanjakana kipriôta torka ao avaratra (eo ivelan' ny tsipika maitso, lasan' i Torkia sy ataony hoe azy, lasa repoblika hafa amin' ny anarana hoe ''Repoblika Torkan' i Kipra Avaratra''), izay tsy misy mankato afa-tsy i Torkia. Tamin’ ny taona 2004 dia niditra ho mpikambana ao amin’ ny [[Vondrona Eorôpeana]] ny Repoblikan’ i Kipra. Niditra tao anatin' ny faritra [[Euro]] i Kipra tamin' ny 1 Janoary 2008.
 
== Toekarena ==
 
I Kipra no [[faritany]]tany tena manana harena indrindra tao anatin' ny [[firenena]] 10 niditra tao anatin' ny [[Vondrona Eoropeana|Vondrona Eorôpeanina]] tamin' ny taona [[2004]], ny [[PIB]]/olona iray-ny dia 18.900 €. Tamin' ny taona [[2007]], ny fisongan' ny toekarena dia manakaiky ny 4,4 %, ny isan' ny olona tsy miasa 2,2 %, ary ny fiakaram-bidin' ny fiainana 2,2 %. I Kipra anefa tsy ao ivelan' ny fikorontanana ara-toekarena misy eto an-tany. I [[Charilaos Stravrakis]] niteny tamin' ny taona [[2007]] fa ny fisongan' ny toekarena dia ''nidina'' 3,5% isa-taona.
 
== Mponina ==
 
[[Sary:Cyprus-demography.png|thumb|500px|center|Demôgrafian' i Kipra, mari-drefy : 100 000:1]]
 
== Jereo koa ==