Andôra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Andorra.svg|vignette|293x293px|Sainan' i Andrôra]]
[[Sary:Location Andorra Europe.png|vignette|Sarin-tany maneho an' i Andôra ao Eorôpa]]
[[Sary:Carte Andorre.png|vignette|Sarin-tanin' i Andôra]]
I '''Andôra''' na ny '''PrintsipaoteanPrintsipaoten' i Andôra''' dia fanjakana ao [[Eorôpa Atsimo]] na [[Eorôpa Andrefana]], ao amin’ ny faritr’ i Pyrenea, eo anelanelan’ i [[Frantsa]] sy i [[Espaina]]. Ny renivohiny dia i [[Andorra la Vella]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 467.,63 km ny velarantaninyvelaran-taniny ary miisa 85, 082 ny isa-mponinymponina tao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2011. Ny faritr'ora dia +1. Iray amin' ireo firenena mdinika indrindra eto an-tany i Andôra. [[Printsipaote]] i Andôra, ka ny printsy miara-mitondra dia ny filohan' ny Repoblika  Frantsay sy ny evekan' i Urgel any Espaina. Nanomboka tamin' ny taona 1993 dia nanana ny [[Lalàm-panorenana|lalàm-panorenany]] sy ny governemantany ary ny antenimierany manokana ity firtenena ity. Ahitana [[Andôràna (vahoaka)|Andôràna]] (mihoatra kely ny 20 %) sy [[Espaniôla (vahoaka)|Espaniôla]] (mihoatra kely ny 40 %) sy [[Pôrtogey (vahoaka)|Pôrtogey]] ary [[Frantsay (vahoaka)|Frantsay]] ny mponina ao Andôra.
 
Firenena manan-karena i Andôra, ka ny loharanon-kareny amin' izany dia ny [[fizahàn-tany]] sy ny fandraharahana ara-bola.
 
== Jereo koa ==