Afganistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
}}
 
Ny '''Afganistàna''' na '''Repoblika Islamikan' i Afganistàna''' ([[Fiteny pastô|pastô]]: د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari: جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any [[Azia Afovoany]] tsy manana morontsiraka mizara sisintany amin' i [[Pakistana]], amin' i [[Tajikistana]], amin' i [[Iràna]], amin' i [[Torkmenistàna]], amin' i [[Ozbekistàna]] ary amin' i [[Sina]].
 
Atao hoe د أفغانستان اسلامي جمهوریت izy amin' ny fiteny [[Fiteny pastô|pastô]], ary جمهوری اسلامی أفغانستان amin' ny [[fiteny dary]].
 
Ny faritra misy an' io firenena io dia ifanenan' ny foko maro sy ifanenan' ny mpivarotra avy any [[Eorôpa]] ho any [[Azia]] na avy any Azia makany [[Azia Andrefana]] na makany Eorôpa. Tamin' ny [[Andro Taloha]], io faritany io dia efa [[faritany]] nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny [[Iranianina]], ny [[Torka (vahoaka)|Torka]] na ny [[Arabo (olona)|Arabo]]. Ny olo-malaza nandalo tamin' i Afganistàna dia i [[Gengis Khan]], i [[Aleksandra Lehibe]] sns.