Libàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
 
[[sary:Flag of Lebanon.svg|thumb|Sainan' i Libàna|283x283px]]
[[sary:Lebanon (orthographic projection).svg|thumb|200px|SaritaninSarin-tanin' i Libàna eo anivon' izao tontolo izao]]
 
I '''Libàna''' na '''Libanona''' dia firenena ao [[Atsinanana Akaiky]] any [[Azia]], ka i [[Beirut]] no renivohiny. Ny tanàna lehibe indrindra dia i [[Beirut]]. {{formatnum:10452}}Mirefy 10 452 km<sup>2</sup> ny velarantaninyvelaran-taniny ary {{formatnum:miisa 4, 822, 000}} ny isan'mponina nyao mponinyaminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2008. Ny faritr' oran' i Libàna dia +2.
[[Sary:Liban.PNG|vignette|Sarin-tanin' i Libàna]]
I Libàna dia voasaraky ny Tangoron-mbohitr' i Libàna ho roa araka ny halavany: ny tapany andrefana dia ahitana ny tany lemaka amorontsiraka ao amin' ny [[Ranomasina Mediteranea]] sy mitodika mankany amin' ny Tontolo Andrefana, fa ny tapany atsinanana kosa, izay ahitana ny tany lemak' i Bekaa, dia mitodika mankany [[Siria]] sy ny Tontolo Atsinanana.
 
Betsaka tanora ny any Libàna: ny iray ampahatelon' ny mponina dia latsaky ny 15 taona. Maro ny karazam-pivavahana misy any Libàna, nefa ny finoana [[silamo]] no tena arahin' ny maro an' isa (60 %), manarakaraka izany ny [[kristianisma]] (30 %).
 
Tamin' ny taona 1920 dia nankinnin' ny Société des Nations (SDN) tamin' i [[Frantsa]] ny fitantanana an' i Libàna. Nisy anefa ireo mpitaky ny fahaleovan-tenan' io firenena io ka tamin' ny taona 1941 no nanambaràna ny fahaleovan-tenany, nefa tamin' ny taona 1947 vao tafatsangana ny fanjakana libaney.
 
Tamin' ny taona 1975 dia nipoaka ny ady tany Libàna izay nifanandrenan' ny Kristiana sy ny Miozolmàna, ary tsy nifarana izany raha tsy tamin' ny fandohan' ireo taona 1980. I Siria no nisahana ny fiahiana an' ilay firenana noho izany.
 
== Jereo koa ==