Palestina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namindra votoatiny
Marika: Redirection supprimée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Palestine.svg|vignette|330x330px|Sainam-pirenen' i Palestina]]
I '''Palestina''', na ny '''Fanjakan' i Palestina''', dia fanjakana any [[Atsinanana Afovoany]]. Atao hoe دولة فلسطين / ''Dawlat Filastin'' izy amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]].
[[Sary:LocationPalestine.svg|vignette|Toerana misy an' i Palestina]]
Tamin' ny taona 2017 no naneken' ny firenena ao amin' ny [[Firenena Mikambana]] miisa 136 amin' ny 193 (70,5 %) azy ho firenena manana ny fiandrianany. Ao [[Ramallah]] no misy ny governemanta palestiniana, nefa ny mitaky ny hanaovany renivohirta an' i [[Jerosalema Atsinanana]] izay tany fehezin' i [[Israely]], izy ireo.
[[Sary:Bill Clinton, Yitzhak Rabin, Yasser Arafat at the White House 1993-09-13.jpg|vignette|I Yitzhak Rabin sy i [[Bill Clinton]] ary i [[Yasser Arafat]] nandritra ireo fifanarahana tany [[Oslo]] ([[Nôrvezy]]) tamin' ny 13 Septambra 1993.]]
Ny tanin' i Palestina, araka ny fanambaràn' ny Fahefana palestinianaPalestiniana, dia ny tanin' i [[Jordania Andrefana|Jôrdania Andrefana]] izay notapahiny amin' ny ampahany nanomboka tamin' ny taona 1994, manampy izany ny andakan-tanin' i [[Gaza]], izay fehezin' ny Hamas nanomboka tamin' ny taona 2007.
 
== Jereo koa ==