Afganistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Removing National_emblem_of_Afghanistan.svg, it has been deleted from Commons by Taivo because: Broken redirect (G2).
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-49:
Ny '''Afganistàna''' na '''Repoblika Islamikan' i Afganistàna''' ([[Fiteny pastô|pastô]]: د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari: جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any [[Azia Afovoany]] tsy manana morontsiraka mizara sisintany amin' i [[Pakistana]], amin' i [[Tajikistana]], amin' i [[Iràna]], amin' i [[Torkmenistàna]], amin' i [[Ozbekistàna]] ary amin' i [[Sina]].
 
Ny fari-tanyfaritra misy an' io firenena io dia ifanenan' ny mponinafoko maro sy ifanenan' ny mpivarotra avy any [[Eorôpa]] ho any [[Azia]] na avy any Azia makany [[Azia Andrefana]] na makany Eorôpa. Tamin' ny [[Andro Taloha]], io faritany io dia efa [[faritany]] nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny [[Iranianina]], ny [[Torka (vahoaka)|Torka]] na ny [[Arabo (olona)|Arabo]]. Ny olo-malaza nandalo tamin' i Afganistàna dia i [[Gengis Khan]], Alexandrei [[Aleksandra Lehibe]] sns.
 
Taorian' ny nionganan' ny [[Dinastia afsarida|Empira Persa Afsrida]] ny afganistana nodia lasa [[mizaka tena]] (tamin' ny 1747) i Afganistàna eo ambanin' ny jeneraly [[Ahmad Khan Abdali]], lasa ''padishah'' an' ilay firenena tamin' ny taona 1747. Ny faritany isianynisy azy tamin' ny andro[[Andro talohaTaloha]], vaorin' ny Empira Baktriana, ny Empira Kosàna na ny Empira Gazvenida.
 
Taorian' ny Ady anglôAnglô-afganaAfgana faharoa, ny Britanika dia tsy namela an' i Afganistàna tany, fa milaza ny Britanika fa tsy hidikiditra anatin' ny raharaha anatin' ny faritra. I Afganistàna dia lasa firenena "manefitra" tamin' ny taona 1879 hatramin' ny taona 1919, fa mbola mahazo mizaka tena amin' ny lafin' ny ara-pôlitika anatyanatiny.
 
== Jereo koa ==