Palestina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
nanova ny anaran'i Palestina ho Palestina (faritra) i Thelezifor
Marika: Fihodinana vaovao
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namindra votoatiny
Marika: Redirection supprimée
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Palestine.svg|vignette|330x330px|Sainam-pirenen' i Palestina]]
#FIHODINANA [[Palestina (faritra)]]
I '''Palestina''', na ny '''Fanjakan' i Palestina''', dia fanjakana any Atsinanana Afovoany. Atao hoe دولة فلسطين / ''Dawlat Filastin'' izy amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]].
[[Sary:LocationPalestine.svg|vignette|Toerana misy an' i Palestina]]
Tamin' ny taona 2017 no naneken' ny firenena ao amin' ny [[Firenena Mikambana]] miisa 136 amin' ny 193 (70,5 %) azy ho firenena manana ny fiandrianany. Ao Ramallah no misy ny governemanta palestiniana, nefa ny mitaky ny hanaovany renivohirta an' i [[Jerosalema Atsinanana]] izay tany fehezin' i [[Israely]], izy ireo.
[[Sary:Bill Clinton, Yitzhak Rabin, Yasser Arafat at the White House 1993-09-13.jpg|vignette|I Yitzhak Rabin sy i [[Bill Clinton]] ary i [[Yasser Arafat]] nandritra ireo fifanarahana tany [[Oslo]] ([[Nôrvezy]]) tamin' ny 13 Septambra 1993.]]
Ny tanin' i Palestina, araka ny fanambaràn' ny Fahefana palestiniana, dia ny tanin' i [[Jordania Andrefana|Jôrdania Andrefana]] izay notapahiny amin' ny ampahany nanomboka tamin' ny taona 1994, manampy izany ny andakan-tanin' i Gaza, izay fehezin' ny Hamas nanomboka tamin' ny taona 2007.
 
== Jereo koa ==
'''Firenena ao Azia:'''
 
[[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jôrdania]] - [[Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]].
 
'''Kôntinenta eto an-tany'''
 
* [[Afrika]]
* [[Amerika]] ([[Amerika Avaratra]] - [[Amerika Atsimo]])
* [[Azia]]
* [[Eorôpa]]
* [[Ôseania]]
* [[Antarktika]]
{{vangovango}}