Pastona (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Pastona''' na '''Paktona''' na '''Patàna''' dia [[vahoaka iraniana]] mizarazara ho foko lehibe izay [[Fiteny pastô|miteny pastô]] indrindra, izay [[fiteny indô-iraniana]]. Atao hoe پښتون / Pəx̌tānə́ izy ireo amin' ny teny pastô, پختون amin' ny [[Fiteny persana|teny persana]] ary پشتون amin' ny [[Fiteny ordò|teny ordo]], na koa پٹھان amin' ny teny ordo sy पठान / ''paṭ<sup>h</sup>ān'' amin' ny [[Fiteny hindỳ|teny hindy]].

Tamin' ny taona 2009 izy ireo dia niisa 50 &nbsp;000 &nbsp;000 any ho any, fa ankehitriny kosa ia eo anelanelan'nyjny 60 &nbsp;000 &nbsp;000 sy 70 000 &nbsp;000. Ny vahoaka pastona no nanorina an' i [[Afganistana|Afganistàna]] araka ny ahafantarana azy akehitriny, niaraka tamin' i Ahmad Shah Durrani. Any [[Pakistàna|Pakistana]] anefa no ahitana vahoaka pastona betsaka, indrindra ao amin ' ny faritanin' i Khyber Pakhtunkhwa izay nandray io anarana io.

Pastona ny 42 &nbsp;%n' ny mponina ao Afganistana (13 &nbsp;000 &nbsp;000 tamin' ny taona 2012) ary 15 %n' ny mponina ao Pakistana (29 &nbsp;000 &nbsp;000 tamin' ny taona 2012). Ny tsipika Durand izay nofaritana tamin' ny taona 1893 no nizara ny tanin' ny Pastona tamin' i AfganiStanaAfganistàna sy ny Raj britanika (izay niova anarana ho PakistanaPakistàna tamin' ny taona 1947). Ankehitriny dia ny [[fivavahana silamo]] no fivavahan' ny Pastona. Miteny pastona, hindo, ordo ary persana ny Pastona.
 
== Jereo koa ==