Fiteny iraniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-33:
Ny [[fiteny gilaky]], izay atao hoe fiteny gilany koa, dia fiteny ao amin' ny faritanin' i Gilan (na Guilan) ao Iràna. Miseho amin' ny endrika telo ny fiteny gilaky, dia ny fiteny gilaky andrefana sy ny fiteny gilaky atsinanana ary ny fiteny gilaky tabary. Akaiky dia akaiky ny [[fiteny mazandarany]] ny fiteny gilaky raha amin' ny lafiny voambolana fa akaiky ny [[fiteny zazaky]] amin' ny lafiny rafi-piteny. Miisa 3 600 000 any ho any ny mpiteny gilaky tamin' ny taona 1993.
 
=== Ireo endrifitenim-pitenyparitra taty na azary ===
Ny endri[[fitenim-pitenyparitra taty]] na azary dia fitambarana endri-piteny iraniana tetenina ao avaratra andrefan' i Iràna. Isan' ireo fiteny iraniana avaratra-andrefana izy ireo. Ireo endri-piteny taty dia miparitaka amin' ireo faritra misy ny mpiteny azery ao Iràna. Tsy afangaro amin' ny [[fiteny taty]] izay tenenin' ny vahoaka taty ao [[Kaokazy]] ireto endri-piteny taty ireto.
 
=== Ny fiteny talisy ===