Java: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nosy any Indonezia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Java region map.png|vignette|460x460px|Sarin-tany maneho ny nosy Java, any Indônezia]]
I '''Java''' dia nosin' i [[Indônezia]] ao amin' i [[Insolindia]], izay tondrahan' ny [[Ranomasimbe Indiana]] ao atsimo sy ny [[Ranomasin' i Java]] ao avaratra, hodidinin' i [[Somatra]] ao avaratra -andrefana, ny nosy Baly ao atsinanana ary i [[Bôrneô]] ao avaratra. Atao hoe ''Jawa'' izy amin' ny [[teny indôneziana]]. Misy mponina manodidina ny 150 tapitrisa izy (60&nbsp;%n' ny tamba-nosin' i Indônezia), ka izy no nosy be mponina indrindra eto an-tany. Mahatratra 1 &nbsp;000 &nbsp;km ny halavany ary 128 &nbsp;300 &nbsp;km<sup>2</sup> ny velerany miaraka amin' ny nosy manakaiky azy atao hoe Madora sy ny nosy madinika maro hafa koa. Ny toetany misy ao aminy dia [[toetanim-pehibe]]. Ao amin' ny morontsiraka avaratr' i Java ao amin' ny ilany andrefana no misy an' i [[Jakarta]] renivohitr' i IndoneziaIndônezia.