Fiteny singaley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-15:
|notice=Indic}}
 
Ny '''fiteny singaley''' (සිංහල / ''sinhala'') dia fiteny an' ny [[Fiteny indô-ariana|vondrona indô-arianin]]' ny [[fiteny indô-eorôpeanina]]. Any [[Srilanka|Sri Lanka]] izy no tenyfiteny ôfisialy satria maherin ' ny 70 %-n' ny olona mipetraka any no miteny singaley. Ny fiteny singaley dia fitenin' ny vahoaka sri-lankeysrilankey any [[Azia Andrefana]], any [[Aostralia]], any [[Eorôpa]] ([[Angletera]], [[Frantsa]], [[Italia]]) ary any [[Amerika Avaratra]], ny totalin' ny mpiteny singaley dia 19 tapitrisa eo ho eo. Ny fiteny singaley dia nindrana teny amin' ny [[fiteny paly]], amin' ny [[fiteny sanskrity]] sy amin' ny [[fiteny tamily]], ary hatry ny taonjato faha-16, amin' ny [[fiteny pôrtogey]], amin' ny [[Fiteny nerlandey|fiteny neerlandey]] ary amin' ny [[fiteny anglisy]].
 
== Fiavian' ilay anarana ==
Andalana faha-23:
 
* [[Singaley (vahoaka)]]
* [[Fiteny any Srilanka]]
{{vangovango}}