Sakaraha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
I '''Sakaraha''' dia kaominina malagasy ao amin' ny [[distrikan'i Sakaraha]], [[Faritra Atsimo-Andrefana]], [[Faritanin'i Toliary]]. Ny isa-mponiny dia 21 011 araka ny faminavinana natao tamin' ny taona 2000 fa 31 183 kosa izany tamin' ny taona 2018. Ny kaodin-kaominina dia 51201 ary ny kaodin-distrika dia 512.
 
Andalovan' ny lalam-pirenena laharana faha-7 mampitohy an' i [[Toliara]] sy [[Antananarivo]] izy, 134 km miala an’ i Toliara, 64 km miala an' [[Andranovory]] ary 84 km miala an’ [[Ilakaka]]. Maherin’ ny 50 %n' ny mponina no tantsaha ary efa ho 30 % no mpiompy.
 
== Toekarena ==
Andalana faha-22:
=== Fitrandrahana harena an-kibon' ny tany ===
Misy fitrandrahana harena an-kibon' ny tany ny ao Sakaraha.
 
Nitombo ny toekaren’ i Sakaraha tamin’ ny fitrandrahana [[safira]]. Ny tahirin-tsafiran' i Sakahara dia iray amin' ireo lehibe indrindra eran-tany. Na ilay Saodiana atao hoe Mohamed Jamal Khalifah, vadin'ny anabavin' i Osama bin Laden, dia nanana toeram-pitrandrahana vato sarobidy tsy lavitra an' i Sakaraha. Nankany izy mba hitsidika azy ireo ary novonoin' ny jiolahy miisa 30 eo ho eo tao tamin' ny 31 Janoary 2007.
 
Ny orinasa ''Madagascar Southern Petroleum Company'' (MSPC) dia nahita [[entona voajanahary]] tany akaikin' i Sakaraha tamin' ny taona 2011.
 
=== Fitaterana ===
Ligne 30 ⟶ 34 :
Ny lalan-tany dia azo aleha mandavan-taona.
Ny saran-dalan' ny olona tokana mankany amin'ny tanàn-dehibem-paritany amin' ny andro fahavaratra dia 15 000 Fmg (na 3 000 Ariary).
Ny saran-dalan' ny olona tokana mankany amin' ny tanàn-dehibem-paritany amin' ny haintany dia 15 000 Fmg (na 3 000 Ariary).
 
=== Sampandraharaham-panjakana ===
Hita ao ny masoivohon' ny ministeran' ny fiompiana, ny masoivohon' ny ministeran' ny fahasalamana, ny masoivohon' ny ministeran' ny rano sy ny ala, ny masoivohon' ny ministeran' ny asa tany, ny masoivohon' ny ministeran' ny fiarovana (ahitana miaramila ao amin' ilay kaominina ary misy zandary sy polisy), ny masoivohon' ny ministeran' ny fanabeazana, ny masoivohon' ny ministeran' ny mponina, ny masoivohon' ny ministeran' ny angovo ao amin'ilay tanàna, ny masoivohon' ny ministeran' ny asa vaventy.
 
=== Fizahan-tany sy tontolo iainana ===
Eo amin’ ny [[Fizahàn-tany|fizahàntany]] sy ny [[tontolo iainana]] dia azo atao ny mitsidika ny [[Valan-javaboarim-pirenena Zombitse-Vohibasia]] noho ny fisian' ny ''Madagascar National Parks'' (MNP) izay nantsoina taloha hoe ''Association Nationale de la Management of the Protected Areas'' (ANGAP). Any amin’ ny 20 km avaratra-atsinanan’ ny tanànan’ i Sakaraha no misy ilay valan-javaboary, 150 km miala ny tanànan’ i Toliara, 90 km any andrefan’ ny [[Valan-javaboarim-pirenena Isalo]]. Izy io dia noforonina tamin' ny taona 1997 ary manana velarantany 360 km<sup>2</sup> eo ho eo. Misy karazana gidro maromaro ary saika ny antsasaky ny karazam-borona rehetra eto Madagasikara no hita any. Ala maina no manjaka ao.
 
== Ny fotodrafitrasa sy ny sôsialy ==
Ligne 49 ⟶ 56 :
=== Tsy fandriam-pahalemana ===
Ny isan' ny vono olona tanatin' ny taona 1999-2001 dia 19.
Ao amin' ny atao hoe faritra mena ilay kaominina. Ny isan' ny vakitrano tanatin' ny taona 1999-2001 dia 5. 2 no isan' ireo mpamono olona tratra tanatin' ny taona 1999-2001.
 
== Jereo koa ==
 
* Kaominina ao amin' ny [[Distrikan'i Sakaraha|Distrikan' i Sakaraha]]: [[Sakaraha]], [[Ambinany]], [[Amboronabo]], [[Andamasiny Vineta]], [[Andranolava]], [[Bereketa]], [[Mahaboboka]], [[Miary Lamatihy]], [[Miary Taheza]], [[Mihavatsy]], [[Mitsinjo]] et [[Mikoboka]].
* Distrika ao amin' ny [[Faritra Atsimo-Andrefana]]: [[Distrikan' Ampanihy]],[[Distrikan' Ankazoabo]], [[Distrikan' i Benenitra]], [[Distrikan' i Betioky-Atsimo]], [[Distrikan' i Beroroha]], [[Distrikan' i Morombe]], [[Distrikan' i Sakaraha]], [[Distrikan' i Toliara I]], [[Distrikan' i Toliara II]]
 
== Rohy ivelany ==