Faritra Itasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
| saritany = [[sary:Madagascar-Itasy Region.png|100px]]
}}
[[Sary:Madagascar-Itasy Region.png|vignette]]
 
Ny '''Faritra Itasy''' dia faritra ao amin' ny [[faritanin' Antananarivo]] eo anivon' i [[Madagasikara]]. Mizara sisin-tany amin' ny faritra [[Analamanga]] isy any avaratra atsinanana, amin'ny i [[Vakinankaratra]] any atsimo ary amin'ny i [[Bongolava]] any avaratra -andrefana. Ny renivohi-paritra dia i Miarinarivo, ary ny isamisa-poninamponina dia misy any amin' ny 643 000 any ho any tamin' ny 2004, isy no [[faritany]] kely indrindra any Madagasikara miaraka amin' ny velerantanyvelarantany 6 993 {{km2}}, ary izy no be hakitroky ny mponina indrindraeoindrindra ao aorian' ny [[faritra Analamanga]].
 
Voazara distrika telo izy :
Andalana faha-19:
* [[Distrikan'i Soavinandriana]]
 
Ny anaran' ny faritra Itasy dia anaram-parihy, farihy faha telo an' i Madagasikara. Ny faritra dia malaza amin' ny toetra maro :
* Ny farihy itasy : Misymisy mpanjono telo arivo mahery no miaina eo amorom-parihy, lakana zato no lasa manjono eny am-parihy isan-andro.
* Ny tsangam-baton' i Maria Virjiny, eo amin' ny sisim-parihy, manamarika ny anivon' i Madagasikara.
* Ny nosin' Itasy.
* RihandranoRiandrano Lily. Ny riandrano voalohan' i Madagasikara, manana haabo 16m16 m sy halalaka 35m35 m. Ny faharoa (Analavory) dia manan-kaabo 22 metatram, fa tsy mitovy halalaka.# Analavory Chute. Over 20m high.
* Farihy madinika roapolo
* Ny fantsitsitr'fantsitsitra (geyser) Analavory, mivoaka rano mangatsiaka mety mahatratra telo metatra.
* 120 kilometatrykm ny ranivohi-pirenena ny farihy.
 
== Jereo koa ==