Kibobo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Karazam-borona
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Brown Quail.jpg|vignette|243x243px|Kibobo]]
Ny '''kibobo''' na '''kibo''' dia [[vorona]] madinika toy ny akohokely (manana halava 15 sm), mpifindra monina, mpisitrika anaty ahitra, miloko mavomavo, saika mitovitovy amin' ny [[tsipoy]] izy fa saingy kely kokoa. Mihinana voamadinika amin' ny tany sy bibikely ary biby madinika koa izy. Azo ompiana ny kibobo. Misy karazany maro ny kibobo ka anisan' izany ny [[papelika]].