Lakandranon' i Môzambika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-2:
[[Sary:Mozambique Channel location map.svg|vignette|Ny lakandranon' i Môzambika]]
Ny '''Lakandranon' i Mozambika''' dia sampan' ny [[Ranomasimbe Indiana]] mampisaraka an' i [[Madagasikara]] amin' i [[Afrika]], tandrify indrindra an' i [[Mozambika]].
 
Manodidina ny 1 600 km eo ho eo ny lavany, 419 km ny sakany amin' ny toerana tery indrindra ary mahatratra 3 292 m ny halaliny amin' ny toerana lalina indrindra, eo amin' ny 230 km miala ny morontsirak' i Môzambikana. Mandalo amin' ny korian-drano mafana mitodika mianatsimo izay mikambana amin' ny korianan' i Agulhas any atsinanan' ny morontsirak' i [[Afrika Atsimo]].
 
== Ireo nosy ==