Lakandranon' i Môzambika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:LocationMozambiqueChannel.png|thumb|Ny lakandranon' i MozambikaMôzambika|250x250px]]
[[Sary:Mozambique Channel location map.svg|vignette|Ny lakandranon' i Môzambika]]
Ny '''Lakandranon' i Mozambika''' dia sampan' ny [[Ranomasimbe Indiana]] mampisaraka an' i [[Madagasikara]] amin' i [[Afrika]], tandrify indrindra an' i [[Mozambika]].
 
Ligne 6 ⟶ 7 :
Any avaratra, eo anelanelan' i Madagasikara sy ny [[Afrika|kôntinenta afrikana]] no misy ny [[tamba-nosy Kômôro]].
 
Ao ihany koa ireo nosy kely - ankoatra ny nosy [[Nosy Tromelin|Tromelin]] izay mitokana any amin' ny Ranomasimbe Indiana - izay eo ambany fiadidian' i [[Frantsa]] ka antsoina hoe "[[Nosy miparitakaMiparitaka]]": ny nosy [[Nosy Glorieuses|Glorieuses]], [[Juan de Nova]], [[Nosy Europa|Europa]] ary [[Bassas da India]].
 
== Ny tombon-tsoa azo avy aminy ==
 
Ahitana ireo toerana fitiliana ny [[toetr'andro]] sy ny fiavian' ny [[rivodoza]] ireo nosy kely miparitaka ao amin' io lakandrano io. Maro ireo sambo mpitatitra solitany no mandalo ao. Mahamora ny fiarovana ny fitaterana an-dranomasina sy ana habakabaka iraisam-pirenena ihany koa ao, indrindra ny fifamoivoizana Madagasikara-[[Jibotỳ|Jiboty]]-Madagasikara, na [[Maorisy]]-[[Kenia]]-Maorisy.
 
[[Sokajy:Jeografia]]