Repoblika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
{{...}}
Araka an' i Aristôty, ny fototry ny repoblika dia:
* Ny fizaranafizaràna ny fahefana (fahefana mpanao lalàna sy fahefana mpitsara ary fahefana mpanatanteraka) sy ny famehezana azy ireo;
* Ny fandraisana anjara ara-pôlitika mavitrika avy amin' ny olom-pirenena (izay ilana fampianarana ny siansan-dalàna sy siansa ara-pôlitika);
* Ny fahafahana ary ny fitovizana eo anatrehan' ny lalàna.