Bogy (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Vahoaka bogy ho Bogy (vahoaka) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:IMG-20190222-WA0014.jpg|vignette|343x343px|Mpivady Bogy manao akanjo nentim-paharazana nandritra ny mariaziny]]
[[Sary:M101703 id-1-.gif|vignette|Sarintany mampiseho ireo faritra misy fonenan'ny Bogy ao amin'ny nosy ''Sulawesi'']]
Ny '''Bogy''', fantatra ihany koa amin'ny hoe '''Boginey''' na '''Ogy''' dia foko iray — ny maro indrindra amin'ireo vondrona telo lehibe indrindra amin'ny fiteny sy foko ao [[Sulawesi]] Atsimo (ny hafa dia [[Makassar]] sy Toraja), any amin'ny faritany atsimo-andrefan'i Sulawesi, nosy fahatelo lehibe indrindra any [[Indônezia]]. Ny Bogy tamin'ny taona 1605 dia niova ho amin' ny finoana [[silamo]] ka niala tamin'ny [[animisma]]. Ny fivavahana lehibe raisin'ny Bogy dia ny finoana silamo, miaraka amin'ny vitsy an'isa manaraka ny [[kristianisma]] na ny [[finoan-drazana]] efa nisy talohan' ny silamo antsoina hoe ''tolotang''.