Sorabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
YiFeiBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 4 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q576484
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Sorabe malagasy.jpg|400px365x365px|ankavanana|Santiôna sorabe malagasy|thumb]]
 
Ny '''sorabe''' ({{arabo|سُرَبِ}}) dia [[abidy iray]] avy amin' ny abjad[[abjady arabo]] (''ajami'') izay natao hanoratana ny fiteny aoeto [[Madagasikara]], indrindra indrindraindrindraindrindra ireo fiteny ao atsimotapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara : ny fiteny [[fiteny antemoro]]- (anteogny arysy anakara). Fantatra fa isaina aman-jatony ireo lahatsoratra nosoratana tamin' ny alalan' io abidy io ; ny tena antitratranainy amin' ireo lahatsoratra ireo dia nosoratana tany amin' ny taonjato faha-17 tany ho any.
 
Tamin' ny taonjato faha-18, fantatradia aryfantatry nampiasain'ny foko rehetra erakeran' i Madagasikara sy nampiasainy io abidy io : tao [[Imerina,]] dia nanafatra mpanoratra [[antemoro]] i [[Andrianampoinimerina]] mba hampianatra ny ankizy hamaky teny arysy hanoratra. Izay no nahatonga an'i -d[[Radama I]] (ilay namorona ny [[abidy malagasy]] ankehitriny izay mifototra amin' ny [[abidy latina]]) nahay nanoratra arysy namaky teny hatry ny fahazazany.
 
Mihevitra ny mpikaroka fa mety nisy tarehintsoratra hafa nampiasaina taoteto Madagasikara talohan' ny nisian' ny sorabe : ao amin'ilay ny teny mamaritra ilay abidy amin' ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] dia ahitana ny [[fototeny]] hoe ''soratra'' (avy amin' ny fiteny[[Fiteny arabo|teny arabo]]) arysy ny fototeny ho ''be''. Izay tarehintsoratra nialohan'nialoha ny sorabe izay dia mety avy any [[India]], sahala amin' ireo tarehintsoratra ampiasaina ao [[Azia Atsimo -Atsinanana]].
 
Mihevitra ny mpikaroka fa mety nisy tarehintsoratra hafa nampiasaina tao Madagasikara talohan'ny nisian'ny sorabe : ao amin'ilay teny mamaritra ilay abidy amin'ny teny malagasy dia ahitana ny fototeny ''soratra'' (avy amin'ny fiteny arabo) ary ny fototeny ''be''. Izay tarehintsoratra nialohan'ny sorabe izay dia mety avy any India, sahala ireo tarehintsoratra ampiasaina ao Azia Atsimo Atsinanana.
 
== Abidy ==