Andro Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-18:
Tany [[Azia]] dia maro ireo sivilizasiona matanjaka nivoatra tamin’ny Andro Taloha, ka ny fantatra indrindra amin’izany dia ny [[sivilizasiona sinoa]], ny [[sivilizasionan’i Indosy]] (any India). Ny Andro Taloha ho an'ny tantaran'i [[Azia]] dia nifarana tamin'ny taona 200 tal. J.K. niaraka tamin'ny fanjakana ifandovan'ny taranaka Qin izay nanokatra ny vanimpotoan'ny Empira tao [[Sina]]. Tao [[India]] atsimo (sivilizasionan'i Indosy) dia tsy tena hita loatra io teteza-mita io izay mifanandrify amin'ny fanombohan'ny fanjakana ifandovan'ny taranaka Chola, fa tao India avaratra kosa dia nifanandrify tamin'ny faharavàn'ny fanjakan-dehibe Kosàna tamin'ny taona 230 taor. J.K. eo ho eo izany, izay nanombohan'ny fotoana tsy nampiharana firy ny atao hoe Andro Taloha raha ny amin'ny firesahana ny fifandraisana amin'ny tontolo taloha, dia i India Avaratra (Maurya sy Shunga), i [[Grisy|Grisia]] nanjakan'ny sivilizasiona helenista sy romana, ny [[Parta]] (na [[Empira partiana|Partiana]]) sy ny Iraniana taloha. Izany fisarahana mazava izany dia hamafisin'ny fisandratan'ny fanjakan-dehiben'i Gopta tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-3.
 
Nanana ny sivilizasionany koa ny [[Japôney tany aloha]] nefa efa taty aorian’ny Andro Taloha izany ka ny Andro AntenantenanyAntena

tenany any Andrefana no mifanandrify amin’ny vanimpotoana nisehoany.
 
== Jereo koa: ==