Fiteny espaniôla: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Kwamikagami (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
|sata = Teny ofisialin'ny FM
}}
[[Sary:Map-Hispanophone Worldglobal world map language.pngsvg|250px|ankavanana|thumb|Manga : firenena miteny espaniola (teny ofisialy)<br />Manga mazava : firenena na [[faritany]] misy olona miteny espaniola, fa tsy ofisialy any ilay teny]]
 
Ny '''fiteny espaniôla''', na koa '''fiteny kastilianina''', dia fiteny iray ao [[Eoropa]]. Io fiteny io dia ao amin’ny vondrona [[Fiteny rômana|rômana]], ao amin'ny [[Fiteny indô-eorôpeanina|fianakaviam-piteny indô-eorôpeanina]]. Miaraka amin’ny [[fiteny frantsay]] sy [[Fiteny italianina|italianina]] ary [[Fiteny pôrtogey|pôrtogey]], io fiteny io no anisan’ny fiteny nisampana avy amin'ny [[fiteny latina]], fiteny taloha nampiasaina manerana an’i Eoropa sy i [[Azia Andrefana]] amin'ny fifandraisana.