Nosy Glorieuses: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Glorioso Islands-CIA WFB Map.png|vignette|287x287px|Ireo Nosy Glorieuses]]
[[Sary:Iles eparses de l'ocean Indien.svg|vignette|Ny toerana misy ireo [[Nosy Miparitaka]] (na Nosy Malagasy) ]]
Ny '''Nosy Glorieuses''' na '''Nosy Sambatra''' dia [[Tamba-nosy|vondro-nosy]] tsy misy mponina, ao amin' ny [[Ranomasimbe Indianina]], eo anelanelan' i [[Madagasikara]] sy ny [[vondronosy Kômôro|vondro-nosy Kômôro]]. Nosy be fasika roa voahodidin' ny [[Harana (zavamanan' aina)|harana]] izy io, izay ahitana koa [[harandriaka]] maromaro. Mirefy 7 km<sup>2</sup> ilay vondronosy.
 
Nisy fitakiana momba ity vondronosy ity, izay nakambana tamin' ny [[Prôtektôrata frantsain' i Madagasikara]] teo aloha, dia nataon' i Madagasikara ity tamin' ny taona 1973.
 
== Jereo koa ==
 
* '''[[Nosy Miparitaka]]:''' (na '''[[Nosy Malagasy]]'''):
* [[Nosy Juan de Nova]] (na [[Nosy Kely]])
* [[Bassas da India]] (na [[Nosy Bedimaky]])
* [[Nosy Europa]] (na [[Nosy Ampela]])
* [[Nosy Glorieuses]] (na '''Nosy Sambatra''')
* [[Nosy Tromelin]]
* [[Nosy Juan de Nova]]
* [[Bassas da India]]
* [[Nosy Europa]]
* [[Nosy Glorieuses]]