Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
=== Ny jodaisma ===
Ilay andriamanitra tokana ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] dia matetika tononina amin'ny anarana hoe ''El''. Io no anaran'ny andriamanitra fara-tampon'ny mponina tao [[Kanaana]] izay noraisin'ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] koa ho anaran'ny andriamaniny rehefa tonga tao Kanana[[Kanaana (faritra)|Kanaana]] izy ireo.
 
Ny mpikaroka momba ny fivavahana dia milaza fa tsy tonga dia monoteistamônôteista ny fivavahan'ny hebreo fa [[henoteisma|henôteisma]] izay nomena anarana hoe ''[[yahvisma|iahvisma]]'' satria ninoan'ny Hebreo taloha ny fisian'andriamanitra maro nefa i [[Iahveh]] no nanataony ho andriamaniny nolovany tamin'ny razany, satria samy nanana ny andriamaniny ny firenena tsirairay. Tany am-[[Fahababoana tany Babilona|pahababoana]] any [[Babilona]] vao nanomboka ny finoan'ny [[Jiosy]] (na Jody) ny maha andriamanitry ny firenena rehetra sy izao rehetra izao an'Andriamanitra.
 
Ny mpikaroka sasany kosa dia milaza fa ny fanambaràna ny maha tokana an'i Iahveh dia niaraka tamin'ny fivoahan'ny [[Zanak'i Israely]] avy ao Ejipta. Ny anaran'ny andriamanitry ny Hebreo dia tsy azo tononina, fa nosoratana fotsiny amin'ny litera hebreo efatra izay azo adika amin'ny litera latina hoe ''[[Yahweh|Ihvh]]''. Ny fanambaran-tenan'i Iahveh dia niseho tamin'ny fotoana nahitan'i [[Mosesy|MoizyMôizy]] (na [[Mosesy]]) an'ilay roimemy mirehitra nefa tsy nety levona izay nilazan'Andriamanitra hoe "Izaho no ilay misy" (Eks. 3.14 ao amin'ny [[Baiboly malagasy|Baiboly Masina]]). Ny Baiboly hebreo (na [[Tanakh]]) dia maneho fa i Iahveh ihany no misy fa ny andriamanitra hafa dia tsy misy.
 
=== Ny kristianakristianisma ===
MonoteistaMônôteista ny [[Kristianisma|Kristiana]] nefa misy fahasamihafana amin'ny finoan'ny Jiosy sy ny Silamo ny finoany an'Andriamanitra. Ny maro amin'ny Kristiana dia mino fa "Telo Izay Iray" na [[Trinite]] Andriamanitra, izany hoe "Andriamanitra tokana manana [[Persona (teolojia)|persôna]] telo". Ny hoe ''personapersôna'' dia tsy nadikan'ny teôlôjiana miteny malagasy fa nionona amin'ny fitazonana ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''persona'' na fanagasiana ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''personne'' na ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] hoe ''person'' izy ireo. Ny teolojiana katolika mampiasa ny fiteny malagasy dia mandika ny teny latina hoe ''persona'' amin'ny teny malagasy hoe ''olona''.
 
Tsy mifanaraka amin'ny mônôteisma ny fampianarana ny Trinite hoy ny antokom-pivavahana kristiana sasany isan'ireo niforona taorian'ny [[Reformasiona]] (na [[Reforma]]). Manohana ny atao hoe [[onitarisma]] izy ireo, izany hoe tsy persona telo Andriamanitra fa tokana. I Fausto Socin dia namorona ny fiangonana manohitra ny Trinite tao [[Eorôpa Atsinanana]] atao hoe "Rahalahy Pôlôney". Niitatra tamin'ny taonjato faha-19 tany amin'ireo firenene anglô-saksôna sy tany [[Amerika Latina]] ny onitarisma. Maro koa ireo fivavahana kristiana niforona taty aoriana izay manohitra ny Trinite, ka isan'ireny ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon’i Jehovah]].
Andalana faha-19:
Mônôteista sahala amin'ny fivavahana jiosy ny fivavahana silamo. Ny anaran' Andriamanitra dia ''[[Allah]]''. Izany mahatokana an' Andriamanitra izany no atao amin'ny teny arabo hoe ''Tawhîd'' izay hamafisina amin'ny [[fiekem-pinoana]] (arabo: ''Shahâda'') hoe: "''Manambara aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i Allah ary i [[Mohamady]] no irak'Andriamanitra''" (arabo: "اشهد ان لآ اِلَـهَ اِلا الله و أشهد ان محمدا رسول الله ").
 
== Ireo fivavahana hafa misy mihevitra fa monoteistamônôteista ==
 
=== Ny zôrôastrisma ===
Ny [[zoroastrisma|zôrôastrisma]] na zôrôastrianisma dia fivavahana naorin'i [[Zaratostra]] (na Zôrôastra) tany [[Persia]] tany amin'ny taonjato faha-7 tal. J.K. Manindry mafy ny fifanoheran'ny herin'ny tsara amin'ny herin'ny ratsy ([[Doalisma (finoana)|doalisma]]) i Zaratostra nefa ny fivavahany dia azo lazaina hoe monoteistamônôteista satria tsy mitory fisian'andriamanitra roa mifanohitra izy fa andriamanitra tokana. I [[Ahura Mazda]] (na Ohrmazd) no anaran'ny andriamanitry ny zorostrismazôrôastrisma. Ireo andriamanitra maro tao amin'ny fivavahana [[mazdeisma]] teo alohany dia lasa zavatra hafa heverina indraindray ho sahala amin'ny [[anjely]] na fiseho manokan'i Ahura Mazda izay lasa nanana tena manokana ka atao hoe ''[[amesha spenta]]''. Ny mpikaroka momba ny fivavahana dia milaza fa avy amin'ny finoana ny fisian'ny ''amesha spenta'' no nipoiran'ny finoana ny [[anjely]] sy [[arikanjely]] tao amin'ny fivavahana hafa.
 
== Jereo koa: ==
* [[Politeisma|Pôliteisma]]