Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-85:
 
== Tsongan-tsoratra ==
"''<sup>19</sup>Dia hoy Mikea: Henoy ary ny tenin' ny Tompo: Efa hitako Iaveh nipetraka teo amin' ny seza fiandrianany ary ny tafiky ny lanitra rehetra nitsangana teo akaikiny teo an-kavanany sy teo an-kaviany. <sup>20</sup>Ary hoy [[Iaveh]]: Iza no hanambaka an' i Akaba mba hiakarany any [[Ramota any Galaada]] hahafaty azy any? Dia namaly izy ireo, nefa ny iray toy izao, ny iray toy izao. <sup>21</sup>Tamin' izay dia tonga ny [[fanahy]], nitoetra teo anatrehan' ny Tompo ka nanao hoe: Izaho no hanambaka azy. Fa hoy Iaveh taminy: Hataonao ahoana? <sup>22</sup>Ary hoy ny navaliny: Hivoaka aho, ka ho tonga fanahy mandainga eo am-bavan' ny mpaminany rehetra. Dia hoy Iaveh: hanambaka azy hianao, sady hahomby amin' izany, ka mivoaha ary, ataovy izany. <sup>23</sup>Koa indro, Iaveh nanisy fanahy mandainga eo am-bavan' ireo mpaminaninao rehetra eo ireo. Ary Iaveh efa nanonona loza hanjo anao. <sup>24</sup>Fa nanatona kosa Sedesiasa zanak' i Kanaana, ka namely ny takolak' i Mikea ary nanao hoe: Fa taiza leity no nivoahan' ny fanahin' ny Tompo tamiko, hiteny amin' ialahy a?" (1Mpanj 22.19-24, ''[[Ny Baiboly Masina]]'')
 
== Jereo koa ==