Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Boky voalohan'ny Mpanjaka ho Boky voalohan' ny Mpanjaka i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617|335x335px]]Ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|'''Boky''' '''voalohan'ny''' '''Mpanjaka''']] na [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|'''Mpanjaka''' '''voalohany''']] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana. Ny Mpanjaka voalohany dia mitantara ny fametrahana an’i [[Solomona]] (na Salômôna) ho mpanjaka, ny fanorenany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] voalohany, ny fivakisan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|firenena]] ho fanjakana roa, ny fahotan'ireo mpanjaka ary ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana izany.
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona[[Sôlômôna]] ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i SolomonaSôlômôna tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]] (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina araka ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.
 
== Ny anaran'ny boky sy ny nanoratana azy ==
Andalana faha-37:
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] no nanoratra ny Mpanjaka Voalohany. Fa ireo mpikaroka momba ny [[Baiboly]] dia milaza fa olona maro tamin’ny fotoana samihafa no nanoratra sy nanambatra ny lahatsoratra. Ny Boky voalohan'ny Mpanjaka dia milaza ny fisian'ny loharano nanovozana, dia ireo boky atao hoe ny ''Tantaran’iTantaran' i SolomonaSôlômôna'' na ''Asan’iAsan' i SolomonaSôlômôna'' (1Mpa. 11.41) sy ny ''Tantaran’ireoTantaran' ireo Mpanjakan' Mpanjakan’ii Israely'' (1Mpa. 14.19) ary ny ''Tantaran’ireoTantaran' ireo Mpanjakan' Mpanjakan’ii Joda'' (1 Mpan.14.29).
 
== Fizaran’nyFizaran' ny Boky ==
Azo zaraina efatra ny boky nefa ny fizarana roa voalohany na ny roa farany dia azo atambatra ho fizarana tokana: ny fanombohan’ny fanjakan’i SolomonaSôlômôna (toko 1 sy 2), ny fitondran’i SolomonaSôlômôna (toko 3 – 11), ny fivakisan’ny firenena ho fanjakana roa (toko 12 – 16) ary ny amin’ny mpaminany [[Elia]] (toko 17 – 22).
 
=== Ny fanombohan’ny fanjakan’ifanjakan' i SolomonaSôlômôna (1 – 2) ===
- Lasa mpanjaka i [[SolomonaSôlômôna]] (1.1-53)
 
- Teny farany nataon’i [[Davida (Baiboly)|Davida]] (2.1-12)
 
- Nandray ny fitondrana ny fanjakana i SolomonaSôlômôna (2.13-46)
 
=== Ny fitondran’i SolomonaSôlômôna (3 – 11) ===
 
* Ny fahendren’i SolomonaSôlômôna (3.1 – 4.34)
* Ny nanorenan’i SolomonaSôlômôna ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly tao Jerosalema]] (5.1 – 8.66)
* Ireo zavatra hafa niseho nandritra ny fitondran’i SolomonaSôlômôna (9.1 – 10.29)
* Ny fialan’i SolomonaSôlômôna amin’Andriamanitra sy ny fahasahiranana nahazo azy ary ny nahafatesany (11.1-43)
 
=== Ny fivakisan’ny firenena ho fanjakana roa (12 – 16) ===
Andalana faha-71:
- I [[Josafata]] mpanjakan’i Joda sy i Ahazia mpanjakan’i Israely (22.41-53)
 
== Ireo olona voalaza ao amin’nyamin' ny boky ==
 
=== Ireo mpanjakan’i Israely ===
Miisa 8 ireo mpanjakan’i Israely nifandimby resahina ao amin’ny Boky voalohan’ny Mpanjaka, dia i [[Jeroboama I]], i [[Nadaba]], i [[Baasa]], i [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]], i [[Zimry]], i [[Omry]], i [[Ahaba]], ary i [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]].
 
=== Ireo mpanjakan’impanjakan' Jodai Jodà ===
Miisa 4 ireo mpanjakan’i JodaJodà voaresaka ao amin’ny boky, dia i [[Rehoboama]], i [[Abiama]], i [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|Asa]] ary i [[JosafataJôsafata]].
 
=== Ireo mpaminany ===
Andalana faha-84:
Misongadina ao amin’ny Boky voalohan'ny Tantara ny firotsahan’ny mpaminany Elia sy Elisa ary ny mpaminany hafa an-tsehatra hampanjaka ny Lalàn’i [[Iahveh]], dia lalàna mifehy ny fivavahana sy ny fitondram-panjakana ary ny fitondran-tena. Nanohitra ireo mpanjaka ratsy toa an’i Ahaba sy ny mpanjakavavy [[Jezebela]] i Elia tany amin’ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]]. Nampisongadina ny [[Monoteisma|maha-tokana an’Andriamanitra]], dia ilay Andriamanitra inoany ho tena marina, ireo [[mpaminany]], indrindra fa i [[Elia]]. Nifaninana tamin’ny mpaminanin’i Baala, izay ataon'ny [[Baiboly]] ho andriamanitra tsy izy, i Elia ka naharesy azy ireo raha samy nanao sorona. Tsy tantara ihany no hita ao amin’ny Bokin’ny Mpanjaka fa misy faminaniana koa.
 
== Jereo koa : ==
'''Boky ara-tantara protokanonikaprôtôkanônika:'''
 
* [[Bokin' i Jôsoa|Bokin'i JosoaJôsoa]] (na Jôsoe)
* [[Bokin'ny Mpitsara|Bokin'ny mpitsara]]
* [[Bokin'i Rota]]
Andalana faha-99:
* [[Bokin'i Nehemia]]
 
'''Boky ara-tantara deoterokanonikadeoterôkanônika:'''
 
* [[Bokin' i Tôbia|Bokin'i TobiaTôbia]]
* [[Bokin'i Jodita]]
* [[Boky voalohan'ny Makabeo]]