Lahatsoratra Masôretika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Lahatsoratra masôretika ho Lahatsoratra Masôretika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''lahatsoratraLahatsoratra masôretikaMasôretika''' na '''soratraSoratra masôretikaMasôretika''' dia ny lahatsoratry ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] nampitain' ireo [[Masorah|Masôrah]], vokatry ny asan' ireo manam-pahaizana jiosy atao hoe [[Masôreta]] tamin' ny [[Andro Taloha]] sy tamin' ny [[Andro AntenantenanyAntenatenany]]. Mety tao amin' ny lahatsoratra atao hoe "prôtô-masôretika" voasoratra tamin' ny faran' ny taonjato voalohany tal. J.K. Tamin' ny fanombohan' ny vanim-potoana kristiana dia noraisina hatao fototra hiaingana amin' ny fandikan-tenin' ny Baiboly maro ny lahatsoratra masôretika, ka isan' izany ny ''[[Peshitta]]''.
 
== Fampitahana amin' ireo lahatsoratra hafa ==
Ny lahatsoratra masoretika dia ahitana fahasamihafana amin'ny dikan-teny na fanitsiana hafa tranain'ny Baiboly, toy ny [[Baiboly samaritana]], ny [[Septoajinta]] ary ny [[Soratanam-piraketan'i Komràno]] izay ahitana fifanahafana eo amin'izy samy izy amin'ny andalana sasany tsy itoviany amin'ny lahatsoratra masôretika. Izany dia nahatonga ny eo amin'ny sehatry ny fikarohana momba ny Baiboly hihevitra fa mitovy lenta amin'ny maha samy karazam-Baiboly azy toy ireo karazany hafa ny lahatsoratra masôretika izay napetraka ho filamatra taorian'ny naharavan'ny [[Tempolin'i Jerosalema]].