Shiva: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Shiva statue, Mauritius.jpg|vignette|267x267px|Ny andriamanitra Shiva ao Ganga Talao, ao [[Maorisy]].]]
I '''Shiva''' dia [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] fahatelo ao amin' ny trinite hindo (''trimurti''), ka ny roa hafa dia i [[Brahma]] sy i [[Vishnu]]. Atao hoe शिव / ''Śiva'' izy amin' ny [[teny sanskrita]]. Indraindray dia heverina fa i Shiva no andriamanitry ny iôga (''yoga''), izay manana ny fahalalana ny zava-drehetra. Ny fampianarana nolovana ao amin' ny sekoly sivaita ao amin' ny [[hindoisma]] dia mifantoka indrindra amin' i Shiva, izay heverina araka ireo anjara asany dimy lehibe: mpamorona, mpitahiry, mpanova, mpanafina ary mpanambara (amin' ny alalan' ny fitahiana).