Tôgô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
Miankina amin’ ny fampbolena sy ny fiompiana ny toekaren' i Tôgô, ka anisan’ izany ny kakaô, ny voanjo, ny landihazo ary ny katsaka. Manondrana harena an-kibon' ny tany koa i Tôgô ka ny [[fôsfaty]] no lohalaharana amin' izany.
 
Zanatany alemàna avy eo frantsay taloha i Tôgô nefa nahazo ny fahaleovan-tenany tamin’ ny taona 1960. Ny [[fiteny eoe]] (''ewe'') sy ny [[fiteny frantsay]] ary ny [[fiteny kabre]] no [[fiteny ôfisialy]] any.
 
== Jereo koa ==