Filipo (apôstôly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nandamina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Filipo''' dia isan' ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr]]' i [[Jesosy|Jesoa]]. Mpianatr' i [[Jaona mpanao batisa|JaonaJoany mpanao Batisa]] taloha izy. Izy ilay nanao hoe "Asehoy anay ny Ray".
 
== Ny anarana ==
Ny anarana hoe ''Filipo'' dia fanagasiana ny anarana amin' ny teny grika hoe ''Φίλιππος / Philippos''.
 
== I Filipo araka ny Baiboly ==
Any amin' ny tananan' i [[Betsaida]] akaikin' i [[Galilea (faritra)|Galilia]] amoron' ny farihy [[Tiberiada|Tiberiasy]] (na Tiberiada) no fiavian' i Filipo - sahala amin' i [[Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]]. Mpianatr' i Joany Batista sahala amin' i Andrea koa izy talohan' ny haha apostolinapôstôlin' i JesosyJesoa azy. Ny Filazantsaran' i Joany dia mitantara ny fomba niantsoan' i JesosyJesoa azy sy ny nanehoany an' i Natanaela tamin' i JesosyJesoa. Mety ho i [[Bartolomeo|Bartôlômeo]] (na Bartelemy) io Natanaela io.
 
I Filipo no nitenenan' i JesosyJesoa talohan' ny nampitomboany ny isan' ny mofo (Joa. 6.5-7). Izy no nisehoan' ireo Jentilisa alohan' ny hanatonanahanatonan' izy ireo an' i JesosyJesoa (JaoJoa. 12.21-22). Tamin' ny fiaraha-misakafo farany nataon' i JesosyJesoa dia izy ilay nangataka tamin' i JesosyJesoa ny hanehoana amin' ny mpianatra ny Ray (JaoJoa. 14.7-12).
 
== Jereo koa: ==
* [[ApostolyApôstôly roa ambin'ny folo|ApostolyApôstôly]]