Kônsily Vatikàna II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Konsily Vatikàna II ho Kônsily Vatikàna II i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Second Vatican Council by Lothar Wolleh 005 cropped.jpg|vignette|337x337px|''Ny Konsily Vatikàna II'', saripika nalain'i Lothar Wolleh.]]
Ny '''KonsilyKônsily faharoa tao Vatikàna''' na '''KonsilyKônsily Vatikàna II''' dia [[konsilykônsily]] ekiomenika katolika, izany hoe fivoriam-ben' ny [[eveka]] katolikakatôlika, izay natao nanompbokananomboka tamin' ny taona 1962, teo ambatny fitarihan' ny papa [[Joany XXIII (papa)|Joany XXIII]], hatramin' ny taona 1965 teo ambany fitarihan' ny papa [[Paoly VI (papa)|Paoly VI]]. Izany dia konsilykônsily ekiomenika faha-21 an' ny [[KatolisismaKatôlisisma|Fiangonana katolikakatôlika]]. Nanamarika ny fisokafan' ny Fiangonana katolikakatôlika amin' ny tontolon' ny [[Andro Vaovao]] sy amin' ny kolontsaina ankehitriny sady mihevitra ny fandrosoan' ny hairaha sy ny fanomezam-pahafahan' ny vahoaka maneran-tany ary ny fitomboan' ny fialan' ny zavatra maro amin' ny fivavahana.