Fiteny malagasy ôfisialy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Teny malagasy ofisialy ho Teny malagasy ôfisialy i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Tenyteny malagasy ôfisialy''' dia endriky ny [[fiteny malagasy]] natao hifandraisan' ny mponina amin' ny faritra rehetra eto [[Madagasikara]] sy natao hanononana sy hanoratana ny raharaham-panjakana amin' ny teny malagasy. Izy io dia teny manana ny maha izy azy ary tena manan-danja, ka ny mpanoratra, ny mpikabary sns no tena mpampiasa azy io, ary ny ankamaroan' ireo [[boky]] natonta hatramin' izay dia amin' ny teny malagasy ôfisialy avokoa.