Balkana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Rotondus (dinika | fandraisan'anjara)
Masedônia Avaratra
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Balkan topo en.jpg|thumb|330x330px|ankavanana|Ny Balkana ara-jeografia]]
 
Ny '''Balkana''' dia mandrono ny [[firenena]] ao amin' ny [[saikanosy]] atsinanan' i [[Mediteranea]]. Ny firenen' ny Balkana dia i [[Grisy]], i [[Krôasia]], i [[Romania]], i [[Albania]], i [[MacedôniaMasedônia Avaratra]], i [[Serbia]], i [[Môntenegrô]], i [[Bôsnia-Herzegôvina]] ary i [[Slôvenia]].
 
Ny anarana hoe ''balkana'' dia avy amin' ny [[fiteny torka|teny torka]] midika hoe "vato malama", ary tamin' ny taonjato faha-19 io teny io no nampiasaina hanondroana ny faritanin' i [[Bolgaria]], ary nampiasaina taorian' io fotoana io ho an' ny [[saikanosy]] ao atsimon' i [[Eorôpa Atsimo-Atsinanana]]. Hatramin' izay dia niova dika im-betsaka ny teny hoe "balkana". Tamin' ny [[Ady Lehibe Voalohany|Ady lehibe voalohany]] dia nanomboka tamin' ny famonoana ny arkidoka [[François-Ferdinand]] tany [[Sarajevo]], any Bôsnia, ny faritanin' ny Balkana dia nolazaina hoe "Vanjan' i Eorôpa", izay midika hoe faritany be ady ara-poko. Taty aoriana ny Balkana dia nanondroana ny firenen' i [[Yogoslavia|Iogôslavia]] taloha.