Vahoakan' ny Ranomasina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Medinet Habu Ramses III. Tempel Nordostwand Abzeichnung 01.jpg|vignette|371x371px|I Ramsesy <abbr>III</abbr> miatrika ireo Vahoakan' ny Ranomasina, araka n sary mivohitra tao Medinet Habu.]]
Ny '''Vahoakan' ny Ranomasina''' dia vondron' olona samihafa vahoaka tamin' ny [[Andro Taloha]] izay tonga avy teny an-dranomasina mba hanafika indroa fara fahakeliny, ny faritry ny [[Vinanin' i Neily]], tamin' ny andro nanapahan' i [[Merneptà]] sy i [[Ramsesy III|Ramsesy <abbr>III</abbr>]], tamin' ny faran' ny taonjato faha-13 tal. J.K. sy ny fiandohan' ny taonjato faha-12 tal. J.K., tamin' ny faran' ny [[Andron' ny Alimo]] vao haingana (vanim-potoan' ny [[Empira Vaovao tany Ejipta|Empira Vaovao]]), saingy tsy nahita fahombiazana. Nanani-bohitra ny [[Empira Hitita]] sy ny [[Empira Vaovao tany Ejipta|Empira Egiptiana]] izy ireo. Nandray anjara amin' ny fitsinjaràn' ny mponina tamin' ny faritra atsinanan' i [[Mediteranea]]. Anisan' ny notafihiny i [[Anatôlia]], i [[Siria (faritra)|Siria]], i [[Fenisia|Foinikia]] (na Fenisia), i [[Kanaana]], i [[Kiprôsy]] ary i [[Ejipta tamin' ny Andro Taloha|Egipta]].