Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Amosa ho Amôsa i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Amos-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Amosa,'' sary rosiana tamin'ny taonjato faha-18.]]
I '''Amôsa''' na '''Amôsy''' dia [[mpaminanin'i Israely|mpaminanin' i Israely]] voalaza ao amin' ny [[Baiboly|Baiboly,]] izay niasa tamin' ny andron' i [[JeroboamaJerôbôama II]] mpanjakan' i Israely sy tamin' ny andron' i [[Ozia]] mpanjakan' i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]], izany hoe tamin' ny taona 750 tal. J.K. Talohan' ny naha mpaminany azy dia mpiandry ondry tao amin' ny tanàna kely atao hoe Tekoa, akaikin' i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]], ao amin' ny [[Fanjakan' i Jodà|Fanjakan' i Joda]] tany atsimo izy, nefa naminany tany amin' ny [[Fanjakan' i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]] tany avaratra. Nitsikera ny zavatra nataon' ireo mpanan-karena sy ireo mpihatsaravelatsihy ary ireo [[mpanompo sampy]] izy tamin' ny asa [[faminaniana]] nataony. Izy no ataon' ny lovantsofina jiosy ho nanoratra ny [[Bokin' i AmosaAmôsa]].ao amin' ny [[Testamenta Taloha]] ao amin' ny [[Baiboly]].
 
== Ny anarany ==
Andalana faha-12:
'''Mpaminany madinika'''
 
* [[HoseaHôsea (mpaminany)|Hôsea]] na Ôsea - [[Joela|Jôela]] na Jôely - [[Amôsa]] na Amôsy - [[Obadia|Ôbadia]] na Abdiasa - [[JonaJônà (mpaminany)|Jônà]] na Jônasa - [[Mikà (mpaminany)|Mika]] na Mikea - [[Nahoma]] - [[Habakoka]] - [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na Sôfônia - [[Hagay]] na Akjea - [[Zakaria mpaminany|Zakaria]] - [[Malakia]].
 
*