Hôsea (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Hôsea''' na '''Ôsea''' dia mpanjaka farany tao amin' ny [[Fanjakan' i Israely (Samaria)|Fanjakan' i Israely]] izay nanjaka teo anelanelan' ny taona 732 sy 722 tal. J.K. I Ela no rainy (tsy i [[Ela (mpanjakan' i Israely)|Ela]] mpanjaka).
 
== Ny anarany ==
Avy amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe הוֹשֵׁעַ / ''Hôsheaʻ'' ny anarana hoe ''Hôsea'' izay midika hoe "vonjeo". Mety fanafohezana ny hoe הוֹשֵׁעַיהו izay midika hoe "Mamonjy i Iahveh" (na "Mamonjy i Jehovah") na "Mamonje, ry Iahveh !" (na "Mamonje, ry Jehovah !"). Amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia atao hoe ''Ὠσηέ'' / ''Ôsêe'' ao amin' ny [[Septoajinta]] (Baiboly jiosy amin' ny teny grika). Ny [[ProtestantismaPrôtestantisma eto Madagasikara|Prôtestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Hosea'' fa ny [[Eglizy KatolikaKatôlika ApostolikaApôstôlika RomanaRômanina (Madagasikara)|Katôlika malagasy]] kosa ''Ôsea''.
 
== Ny tantarany ==
 
==== Fakana fitondrana ====
Tamin' ny taona 732 tal. J.K. dia nanao tetika hanesorana ilay mpaka fitondrana ankeriny atao hoe [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) i Hôsea ka namono azy sady niakatra teo amin' ny seza fiandrianan' i Israely hisolo azy.
 
==== Fiarahana tamin' i Egipta ====
Rehefa maty i [[Teglata-Falasara III]] tamin' ny taona 727 tal. J.K. dia niezaka nampitohy ny fifandraisany tamin' i [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egipta]] mba hanafaka ny fireneny sy hisakana ny fandoavan-ketra tamin' ny [[Asiria|Asiriana]] i Hôsea. Nampitandrina an' i Hôsea ny mpanjakan' i [[Asiria]] vaovao, dia i [[Salmanazara V]] (na Salmanesera) izay nanao fahirano an' i [[Samaria]] taty aoriana tamin' ny taona 724 tal J.K. nandritra ny telo taona<ref name=":0"><small>Françoise Briquel-Chatonnet, ''[https://books.google.com/books?id=4g9apDxKCXQC&pg=PA170 Les relations entre les cités de la côte phénicienne et les Royaumes d’Israël et de Juda]'', Peeters Publishers, 1992 (<nowiki>ISBN 9789068313796</nowiki>, [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D4g9apDxKCXQC%26pg%3DPA170 tahiry]])</small></ref>.
 
==== Faharavan' ny fanjakanFanjakan' i Israely ====
Nesorin' i Salmanazara tamin' ny maha mpanjaka azy i Hôsea tamin' ny taona 722 tal J.K. ka nogadrany mandra-pahafatiny. Tsy nanana mpitondra ny vahoakan' i Israely ka lasa andevo sy natao [[Fahababoana tany Asiria|sesitany]] tany [[Ninive]]. Olona miisa 27.&nbsp;290 no lazaina fa natao sesitany, araka ny voasoratra ao amin' ny [[Baiboly]], ka nosoloana mpijirika babiloniana[[Babilôna|babiôniana]] sy [[arameana]]<ref name=":0" />. Izany fotoana izany no namarana ny fisian' ny Fanjakan' i Israely sy ny foko folon' i Israely tao avaratra izay atao hoe [[Foko folo very|foko folo verin' i Israely]]<ref><small>''[[:fr:Encyclopédie_Larousse|Encyclopédie Larousse du XX<abbr>e</abbr> siècle]]'', Paris, 1932</small></ref>.
 
== Jereo koa ==