Peka (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Peka''' na '''Fasea''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny dimy taona teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. Zanak' i Remalia izy. Mpitari-tafiky ny mpanjaka [[Pekahia]] (na Faseia) izay novonoiny hakany ny fitondrana izy.
 
Lasa ambany fifehezan' i [[Rezona II]] mpanjakan' i [[Damaskôsy|Damasy]] (na [[Damaskosy]]) i Peka ka lasa nanafika an' i [[Ahaza]] (na Akaza) [[mpanjakan' i Jodà]] izy sy ity mpanjaka ity. Nila fanampiana amin' i [[Teglata-Falasara]] mpanjakan' i [[Asiria]] i Ahaza ka nahazo izany nefa nanome an' i Teglata-Falasara ny volamena tao amin' ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ho takalon' izany. Azo tamin' i Peka ny tanànan' i [[Galaada]] (na [[Gileada]]) sy ny tanànan' i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia) ary ny tanin'ny [[Fokonfokon'i Naftaly|fokon'i Naftaly]] (na Neftaly) sady [[Fahababoana tany Asiria|nafindra tany Asiria]] ny vahoaka tamin' ny taona 734 tal. J.K. Nanohy nanjaka tao Samaria i Peka nefa teo ambany fifehezan' i Teglata-Falasara. Novonoin' i [[HoseaHôsea (mpanjakan' i Israely)|HoseaHôsea]] (na OseaÔsea) i Peka tamin' ny taona 732 tal. J.K. ka ity mpamonympamono ity no andimbynandimby azy teo amin' ny fitondrana.
 
Araka an' i [[William F. Bright]] dia nanjaka tamin' ny taona 748 hatramin' ny 732 tal. J.K. i Peka fa i [[Edwin R. Thiele]] kosa milaza fa tokony ho ny taona 740 hatramin' ny 732 izany.
 
== Ny anarany ==