Pekahia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Pekahia''' na '''Faseia''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny roa taona teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. - zanaka nandimby ny mpanjaka [[Menahema]]. Nandimby an-drainy tao Samaria i Pekahia. Nandova hatrany ny fivavahan' i [[Jerôbôama I]] izy tamin' ny [[fanompoan-tsampy]]. Nanjaka tamin' ny taona 738 hatramin' ny 737 i Pekahia araka an' i [[William F. Albright]] fa tamin' ny taona 742 hatramin' ny 740 kosa araka an' i [[Edwin R. Thiele]].
 
Novonoin' ny iray amin' ireo mpitari-tafiny, dia i [[Peka (mpanjakan' i Israely)|Peka]] zanak' i Remalia, tao an-dapany izy, niaraka tamin' ny lehilahy miisa 50 avy any [[Gileada]] (na [[Galaada]]). Nisolo azy taorian' izany famonoana izany i Peka (na Fasea).
 
== Ny anarany ==
Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe פקחיה‎ / ''Pəqaḥyāh'' izy fa amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] kosa dia ''Phaceia''.
 
== Jereo koa ==