Saloma (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Saloma''' dia zanak' i Jabesa tonga mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny iray volana teo antenantenan' ny taonjato faha-8 tal. J.K. Nioko tamin' ny mpanjaka [[Zakaria (mpanjakan' i Israely)|Zakaria]] izy ka namono azy ary naka ny fitondrana. Novonoin' i [[Menahema]] zanak' i Gady koa izy taorian' izay. Araka an' i [[William F. Albright]] dia tamin'ny taona 745 tal. J.K. no nanjakan' i Saloma nefa i [[Edwin R. Thiele]] mandroso ny taona 752 tal. J.K.
 
== Ny anarany ==
Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia שַׁלּ֤וּם‎ / ''Shallūm'' no anarany. Ao amin' ny [[Boky faharoan' ny Mpanjaka]] no ahitana ny tantarany.
 
== Jereo koa ==