Jôasy (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Jôasy''' na '''Jôasa''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] teo anelanelan' ny taona 798 sy 782 tal. J.K. I Jôasy dia zanaky ny mpanjakan' i Israely [[Jôahaza (mpanjakan' i Israely)|Jôahaza]] na Jôakaza sady mpandimby azy teo amin' ny fanjakana. Nanjaka nandritra ny 16 taona eo ho eo izy ka ny zanany atao hoe [[Jerôbôama II]] no nandimby azy. Tsy tokony hafangaro amin' i [[Jôasy (mpanjakan' i Jodà)|Jôasy]] na [[Jôasy (mpanjakan' i Jodà)|Jôasa]] [[mpanjakan' i Jodà]], izay nitovitovy vanim-potoana niainana taminy, i Jôasy na Jôasa mpanjakan' i Israely.
 
== Ny anarany ==