Jôrama (mpanjakan' i Israely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
I '''Jôrama''' na '''Jehôrama''' dia mpanjakan' i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] nandritra ny 11 taona nanomboka tamin' ny taona 852 tal. J.K. hatramin' ny taona 841 tal. J.K. Ny mpanjaka [[Ahaba]] no rainy ary i [[Jezebela]] no reniny. Nandimby ny zokiny [[Ahazia]] (na Ôkôziasa) izy teo amin' ny fanjakana tao Samaria (na Israely avaratra) alohan' ny namonoan' i [[Jeho]] azy. Tsy afangaro amin' i Jehôrama na [[Jorama (mpanjakan'i Jodà)|Jorama]] mpanjakan' i [[Fanjakan' i Jodà|Jodà]] izy.
 
== Ny anarany ==
Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe יְהוֹרָם‎ / ''Yəhōrām na יוֹרָם / Yôrām.'' Ao amin' ny [[Baiboly katôlika amin' ny teny malagasy]] izany dia soratana hoe ''Jôrama'' fa amin' ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy]] kosa dia ''Jehorama''.
 
== Jereo koa ==